iza moa i MAJY?

By majy

Majy dia fikambanana iray mihay manokana ny fiainan’ny tanora mba hamolavola ireo tanora ho ray aman-dreny tompon’andraikitra any aoriana. Ny majy dia mpikambana ao @ fikambanana atao hoe FISA na fianakaviana sambatra raha azavazavaina.NY siege na ny foibe eto antananarivo dia eny Nanisana.Maro ireo hetsika handraisan’ny tanora andraikitra ohatra @ zany ny fanentanana maro isan-karazany.

9 réponses vers «iza moa i MAJY?»

  1. LUCIANO MENDE dit :

    This week the prompt and discussion site, Read Write Poem, is talking about repetition in poetry, how “to get something stuck in the reader’s head.” When you think of it, that’s really what you want to do with any poetic tool, whether it be repetition or rhyming or other. But in this case repetition is I guess a word or a phrase or a sentence, as opposed to an idea ….
    http://aazun.blogspot.com/

  2. ikalakely dit :

    Majy> alefaso ary ny lahatsoratra sasany momba ny fikambaana sy ny asa efa vita rehetra ary ny mbola ho atao mba ahafantaranay azy e.

  3. Tokinao dit :

    Misaotra nampahafantatra majy a! Za zao teto vao nahalala an’io ka dia mankasitraka e!

    Ny fanontaniako dia ny hoe : inona ohatra ny zavatra ampianarina ny tanora ao @’io fikambanana io : misy zavatra ankoatran’ny fandrindrana ny fiterahana ve ?

  4. ikalamako dit :

    dia miandry izany izahay fa liana te hahalala bebe kokoa an !
    Mazotoa mihitsy manoratra fa be dia be eto ny mpamaky liam-baovao :-)

  5. pissoa dit :

    Misaotra mampahafantatra Majy a !

    Tsy tena azoko ilay hoe fikambanana ao amin’ny fikambanana FISA, hi hi.

  6. joan dit :

    Mba patience ré ry olona!
    Mbola ho avy ny détails sy ny détailllement, mbola tour de chauffe fotsiny io!
    Hitanareo eo fa tsy voa haraka tsony ry zareo !

    Bienvenus Majy!

  7. ikalakely dit :

    hahahaha

  8. ikalamako dit :

    ka hoe “lacher des comments” ka izahay ve mahalala…izay aloha no azo lazaina ety am-panombohana…

  9. tomavana dit :

    Sendra nandalo fa mbola hiverina e !

    Tongasoa ato amin’ny blogasyfera … basy vava ;)

Laisser un commentaire